Entrée antoko (toko)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika
¶ Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika
¶ Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny [Rajemisa 1985]
Traduction française   catégorie, classe, parti, série
¶ antokon-dohavy mifanaraka: police de caractère. [Vocabulaire: Economie: imprimerie, dessin]
¶ antokon-javatra mifanaraka tsara: assortiment [SLP: Voambolana]
Exemples   Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [Andraina: Mitaraina, page 136]

Entrée antoko
Partie du discours   nom
Définition malgache   tsatokazo, andry, andribe [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Traduction française   pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa [Tankarana] [David 1952 (takila A)]

Mis à jour le 2017/03/10