|
|
|
|

Entrée (1/2)1  antoko
Partie du discours  2  nom
Radical  3  toko
Tous les mots composés 
Explications en malgache  7  [1.1] Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika
Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika
Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny
Explications en français  8  [1.13] catégorie, classe, parti, série
Exemples  9  [2.4#] Teo an-tokotany izahay, dia nanao antoko-mpihira iray.
10  [4.27#] Io aloha dia porofon' ny fahalemen' ny antoko politika.
11  [2.270#] Eh, raha nahitan' ny olona antoko miaramila tonga tampoka!
12  [2.472] Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny.

Entrée (2/2)13  antoko
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.78] [Betsimisaraka] tsatokazo, andry, andribe
Explications en français  16  [1.19] [Tankarana] pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa

Anagrammes  17  antoko, atokon, kanoto, kotano, kotona, natoko, ontako, tokoan, tokona

Mis à jour le 2025/08/10