Entrée antomotra (tomotra)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy
¶ Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   near at hand, as to future time [Richardson 1885]
   close at hand [Hallanger 1973]
Traduction française   proche, imminent [Hallanger 1974]
   qui est proche, imminent [Rajaonarimanana 1995]
Exemples   Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [Randzavola: Baiboly, page 34]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   madiva ~ tamy

Mis à jour le 2014/05/13