Entrée madiva (diva)
Partie du discours adjectif
Définition française qui est sur le point de [Abinal 1888]
Exemples fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva. [Dahle: Angano, page 226]
Morphologie 
madiva
nadiva
hadiva
Analogie  antomotra

Entrée madiva (diva)
Partie du discours adverbe [liste]
Définition malgache Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise almost, on the verge of [Hallanger 1973]
Définition française presque [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 bientôt, prochainement [Abinal 1888]
 sur le point de [Hallanger 1974]
Exemples 
1Madiva hiakatra any Antananarivo izahay! [Profita: Ranary, page 132]
2Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 155]
Dérivations 
Analogie  tamy

2018/08/16