| Entrée | 1 an-tsitrapo |
| Mots élémentaires | 2 sitrapo |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy
[1.1] |
| Explications en français |
5 [an-tsitra-po] volontairement
[1.3#612] |
| Exemples |
6 Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina!
[2.508#359]
7 Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po. [2.528#81] 8 Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa. [2.445#73] 9 Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po? [2.270#132] 10 Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo. [2.245#57] |
| Antonymes | 11 tsy |
| Analogues | 12 atao ami-nahy, 13 fanahy iniana, 14 iniana atao, 15 kibo saokan' ny nahiny, 16 kiniania, 17 lolo fotsy mitono tena, 18 main' ny afo natsangana, 19 mandrora mitsilany, 20 matin-delany toa toho, 21 matin-tanany toa foza, 22 mavon' ny nataony, 23 mpivaro-drano tratr' orana, 24 sitrapon' Ikamisy, 25 vivy nanitrika |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|