Entrée antsitrika (sitrika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise diving into water [Hallanger 1973]
Définition française action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau [Abinal 1888]
 plongeon [Hallanger 1974]
Analogues  rano tsilany ~ tsikaroka ~ tsipy sandry
Exemples Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany. [Andraina: I Vola, page 63]
Citations 

2015/03/27