Entrée | sitrika | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana ¶ entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina [Rajemisa 1985] | |||
Dérivations |
| |||
2012/09/27 |
![]() |