| Entrée | 1 aompana |
| Radical | 2 ompana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be tied to. [1.2] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 ampanoa, 11 aompana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|