Entrée aorana (orana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Fotsina, diovina (enti-milaza firavaka volamena na volafotsy) [1.1]
Morphologie 
Présent : aorana, aorako, aoranao, aorany, aorantsika, aoranay, aoranareo, aoran', aoran-, aoram-, aora-
Passé : naorana, naorako, naoranao, naorany, naorantsika, naoranay, naoranareo, naoran', naoran-, naoram-, naora-
Futur : haorana, haorako, haoranao, haorany, haorantsika, haoranay, haoranareo, haoran', haoran-, haoram-, haora-
Impératif : aory

Mis à jour le 2023/01/20