Entrée orana
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanosy] patsa [Rakotosaona 1972]
 Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana amantongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [Richardson 1885]
 a shrimp [Hallanger 1973]
Définition française écrevisse [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Astacoides madagascariensis
Mots composés, titres, noms 
Exemples Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

Entrée orana
Partie du discours nom
Définition malgache Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [Rajemisa 1985]
 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [Richardson 1885]
 Rain [Hallanger 1973]
Définition française Pluie [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
orana
ora-
oram-
oran-
Synonymes ranonorana
Mots composés, titres, noms 
Exemples Midona ny orana any Ankaratra [Fox: Hainteny, numéro 192]

Entrée orana
Partie du discours nom
Définition malgache Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2016/06/07