|
|
|
|

Entrée (1/2)1  aotrika
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  otrika
Explications en malgache  4  [1.1] (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako
(voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto
Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy
Explications en anglais  5  [1.7] to be ripened artificially
Explications en français  6  [1.8] qu'on mûrit artificiellement
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot aotrika

Entrée (2/2)13  aotrika
Partie du discours  14  verbe passif
Radical  15  otrika
Explications en français  16  [1.3#457] qu'on met en embuscade

Anagrammes  17 akatrio, 18 akitrao, 19 akotray, 20 aotrika, 21 karaoty, 22 Kariota, 23 koaitra

Mis à jour le 2025/09/12