Entrée otrika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [Rajemisa 1985]
Traduction française   petite poule d'eau [Rajemisa: Vakoka]
Exemples   Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [Callet: Tantara]
Vocabulaire  

Entrée otrika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Morphologie  
otrika
otriko
otrikao
otriny
otritsika
otrikay
otrikareo
otrik'
otri-
otriky
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée otrika
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   an ambush [Hallanger 1973]
Traduction française   embuscade [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   otrikaretina

Mis à jour le 2013/05/31