| Entrée (1/2) | 1 aparitaka |
| Radical | 2 paritaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Aely tsy misy kitotony amin' ny toerana maro [1.1] |
| Explications en anglais |
5 same as apariaka [1.2] |
| Exemples |
6 Izao anefa, lazaina izany, lazaina an-karihary, aparitaka.
[2.472]
7 Tsy aparitaka ny fako sy ny loto fa gadrana amin' ny toe-rana iray. [2.445] 8 Raha tsorina dia izao : aleo vitsy fa tsara, ary aparitaka any amin' ny sehatra be asa tokony hatao ny zazavao. [4.27] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 13 apariaka |
| Entrée (2/2) | 14 aparitaka |
| Partie du discours | 15 nom |
| Explications en malgache |
16 [1.1] |
| Explications en français |
17 [1.3] 18 distributif [1.13] |
| Vocabulaire | 19 Mathématiques: algèbre |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|