Entrée arado (rado)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny rado entina mampihaingo, ampanaovina ny olona: Ilay vakana lafo vidy no naradon-dreniny azy [1.1]
Morphologie 
Présent : arado, aradoko, aradonao, aradony, aradontsika, aradonay, aradonareo, aradon', aradon-, aradom-
Passé : narado, naradoko, naradonao, naradony, naradontsika, naradonay, naradonareo, naradon', naradon-, naradom-
Futur : harado, haradoko, haradonao, haradony, haradontsika, haradonay, haradonareo, haradon', haradon-, haradom-
Impératif : aradoy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20