Entrée rado
Partie du discours nom
Définition malgache Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [Richardson 1885]
Exemples 
1Rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena? [Rabetsimandranto: Trimofoloalina]
2Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [Rajaonarivelo: Bina, page 25]
Dérivations 

Entrée Rado
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache solon' anaran' i Andriamanantena Georges [3.1]
Ouvrages littéraires Lapan' ny tananan' Antananarivo
Tableaux et planches Noms de plume d' écrivains malgaches

2018/12/01