|
|
|
|

Entrée1  ara-kevitra
Mots élémentaires  2 araka, 3 hevitra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 atao mifanaraka amin' ny: Ara-kevitry ny andro niasana no hanomezana ny karama [1.1#104]
[ara-keviny] 6 tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena [1.1#104]
7 ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita [1.1#431]
Explications en anglais  8 Proportion, in Arithmetic [1.2]
Explications en français  9 Selon le sens, selon le contexte, en proportion, proportionnellement, à raison de:
10 Ara-kevitry ny andro niasana no hizarana ny vola (L'argent sera partagé proportionnellement aux jours de travail) [1.3#50]
11 Règle de proportion, règle de trois, règle de société [1.3#50]
Vocabulaire  12  Mathématiques: arithmétique

Mis à jour le 2025/11/13