| Entrée | 1 ara-miritra |
| Mots élémentaires | 2 araka, 3 miritra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza olona maty an-drano teo am-pamonjena olon-kafa maty andrano, na olona nirahina hanaraka iraka hafa tsy mbola niverina
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|