Entrée aranina (arana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao izay sitra-pony sy izay tiany: Aranin' ny ray aman-dreniny loatra io zaza io ka ho simba rahatrizay [1.1]
Morphologie 
Présent : aranina, araniko, araninao, araniny, aranintsika, araninay, araninareo, aranin', aranin-, aranim-, arani-
Passé : naranina, naraniko, naraninao, naraniny, naranintsika, naraninay, naraninareo, naranin', naranin-, naranim-, narani-
Futur : haranina, haraniko, haraninao, haraniny, haranintsika, haraninay, haraninareo, haranin', haranin-, haranim-, harani-
Impératif : arano
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20