Entrée arana
Partie du discours   nom
Définition malgache   milaza fanaovana izay tiana [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée arana (ara)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   voarefy, voafatra [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Traduction française   mesuré [Antesaka] [Deschamps 1936]
Morphologie  
arana
arako
aranao
arany
arantsika
aranay
aranareo
aran'
aran-
aram-
ara-
narana
narako
naranao
narany
narantsika
naranay
naranareo
naran'
naran-
naram-
nara-
harana
harako
haranao
harany
harantsika
haranay
haranareo
haran'
haran-
haram-
hara-

Entrée arana (ara)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   ampifalifaliana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Entrée araña
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tratra [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Entrée araña
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   ery, etsy, aroa [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Entrée Aràna
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition malgache   Aràna [Baiboly]
Traduction anglaise   Haran [Baiboly]
Traduction française   Harân [Baiboly]
Exemples   — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata [Randzavola: Baiboly, page 833]
Vocabulaire  
Synonymes   Harana
Articles  

Mis à jour le 2015/09/07