|
|
|
|

Entrée1 arapaka
Radical  2rapaka
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be
Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka [1.1]
Explications en anglais  5 to be laid down, as the planks forming a floor. (prov.) [1.2]
Morphologie 
6 Présent :
7 Passé :
8 Futur :
9 Impératif :
Proverbes  10 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02