Entrée arehitra (rehitra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be set on fire; to be lighted [Hallanger 1973]
Traduction française   à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer [Abinal 1888]
   qu'on allume [Hallanger 1974]
Exemples   ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra. [Callet: Tantara, page 76]
Morphologie  
arehitra
arehitro
arehitrao
arehiny
arehitsika
arehitray
arehitrareo
arehitr'
arehi-
arehitry
narehitra
narehitro
narehitrao
narehiny
narehitsika
narehitray
narehitrareo
narehitr'
narehi-
narehitry
harehitra
harehitro
harehitrao
harehiny
harehitsika
harehitray
harehitrareo
harehitr'
harehi-
harehitry
areheto

Mis à jour le 2013/12/10