Entrée rehitra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fiveloman' ny afo
¶ fahamaimaizana, hidihidy, fisafoahana ta [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction française   action de s'allumer, de brûler
¶ démangeaisons vives, colère ardente, animation, impétuosité [Abinal 1888]
Exemples   Setroka sy zavozavo no niandohan' ny afo nandray rehitra tery sy tety, kanjo niova tsikelikely ho hazavana mahafinaritra toa faribolana baliaka, toy ny nosy kely mamirapiratra teny anivon' ny ranomasina ngalingaly. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 53]
Dérivations  

Mis à jour le 2017/04/09