Entrée aretaka (retaka)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Atao miretaka, miboretaka, tsy mahajoro: Naretaky ny taona sy ny orana ilay tafo [Rajemisa 1985]
Morphologie  
aretaka
aretako
aretakao
aretany
aretatsika
aretakay
aretakareo
aretak'
areta-
naretaka
naretako
naretakao
naretany
naretatsika
naretakay
naretakareo
naretak'
nareta-
haretaka
haretako
haretakao
haretany
haretatsika
haretakay
haretakareo
haretak'
hareta-
aretaho

Entrée aretaka
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau. [David 1952 (takila A)]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2017/03/10