Entrée ariana (ary)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io
Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy [1.1]
Explications en anglais To be thrown away [1.2, 1.7]
Explications en français Qu'on rejette [1.5]
Morphologie 
Présent : ariana, ariako, arianao, ariany, ariantsika, arianay, arianareo, arian', arian-, ariam-, aria-
Passé : nariana, nariako, narianao, nariany, nariantsika, narianay, narianareo, narian', narian-, nariam-, naria-
Futur : hariana, hariako, harianao, hariany, hariantsika, harianay, harianareo, harian', harian-, hariam-, haria-
Impératif : ario
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31