Entrée ariary
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anaran' ny vola izay nataon' ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia 4,80 frs tany aloha ary 5,00frs taty aoriandriana. Ny ariary no novakina ka nahazoana ny vola madinika na vakim-bola rehetra: ny 1/2: loso; ny 1/3: sasanangy; ny 1/4: kirobo; ny 1/6: venty / ny 1/8: sikajy; ny 1/72: eranambatry. Matetika no hafohezina ho ary fotsiny ny teny hoe ariary raha miaraka amin' ireto teny ireto: zato, folo, sivy, valo, fito, enina, dimy, efatra, telo, roa: Ary zato, ary folo..., mitovy amin' ny hoe: ariary zato, ariary folo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a dollar; usually used of cut money. [Ar. al-rial, from Sp. Real.; Swa. reale.] See farantsa. [Richardson 1885]
   a "dollar", five francs [Hallanger 1973]
Définition française   une "piastre", cinq francs [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Citations  

Entrée ariary
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] nom d'une espèce de cordages, haubans. [David 1952 (takila A)]
Vocabulaire  

Entrée ariary
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] velarana [Rakotosaona 1972]
Définition française   surface [Rakotosaona 1972]

Entrée ariary
Partie du discours   préposition [liste]
Définition malgache   [Taimoro] manodidina [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/03/10