Entrée arika
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto [Rajemisa 1985]
Définition française   mémoire [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms  

Entrée arika (rika)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity [Rajemisa 1985]
Définition française   ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler [Abinal 1888]
Morphologie  
arika
arikako
arikanao
arikany
arikantsika
arikanay
arikanareo
arikan'
narika
narikako
narikanao
narikany
narikantsika
narikanay
narikanareo
narikan'
harika
harikako
harikanao
harikany
harikantsika
harikanay
harikanareo
harikan'
arikao

Entrée arika
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] rate [David 1952 (takila A)]
Vocabulaire  
Autres orthographes  
Synonymes   bakela ~ katry ~ lambiñana

Mis à jour le 2017/03/10