|
|
|
|

Entrée1  arintany
Mots élémentaires  2 arina, 3 tany
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra [1.1]
Explications en anglais  6 [arin-tany] coal [1.2, 1.7]
Explications en français  7 [arin-tany] charbon de terre [1.8, 1.13]
8 [arin-tany] houille [1.13]
Exemples  9  Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela. [1.357#]
Vocabulaire  10  Géologie

Anagrammes  arintany, 11 ranitina, 12 tranainy

Mis à jour le 2026/02/04