Entrée aritra
Partie du discours nom
Explications en français Convalescence, guérison [1.3]
Vocabulaire 
Dérivés 
 

Entrée aritra
Partie du discours nom
Explications en anglais Endurance, forbearance, patience, continuance. See tanty, zaka [1.2]
Explications en français Endurance, support, patience, persévérance, constance [1.3]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : aritra, aritro, aritrao, ariny, aritsika, aritray, aritrareo, aritr', ari-, aritry
Dérivés 
 
Proverbes 

Entrée aritra
Partie du discours participe
Explications en malgache Zaka, lefitra, toha [1.1]
Explications en anglais Endured, borne [1.7]
Explications en français Supportable [1.3, 1.8]
 Supporté [1.8]
Exemples 
1Tsy aritro intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy ka hiala aho. [1.1]
2Tsy aritro ny hainandro (Je ne puis supporter l'ardeur du soleil) [1.3]
3Tsy aritra anefa ireto teniny kely momba ny tsena ireto: « Izao no lazaiko anareo mpandafo hena. [2.298]
4Kanefa tsy aritra izany fiandrasana izany ka ny fihinanana ny akoho amam-borona no ntao hoe Fotsiaritra izany hoe Fo tsy aritra. [2.508]
Morphologie 
Présent : aritra, aritro, aritrao, ariny, aritsika, aritray, aritrareo, aritr', ari-, aritry
Passé : aritra, aritro, aritrao, ariny, aritsika, aritray, aritrareo, aritr', ari-, aritry
Futur : ho aritra, ho aritro, ho aritrao, ho ariny, ho aritsika, ho aritray, ho aritrareo, ho aritr', ho ari-, ho aritry
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31