|
|
|
|

Entrée1 aroboka
Radical  2roboka
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely
Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany [1.1]
Explications en anglais  5 to be plunged into a liquid [1.7]
Explications en français  6 qu'on plonge dans un liquide [1.8]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :

Anagrammes  11 Akobora, 12 aroboka, 13 baoroka, 14 boroaka

Mis à jour le 2025/09/12