Entrée roboka
Partie du discours nom
Définition malgache Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée roboka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka [Rajemisa 1985]
Définition française cajolé, séduit par la flatterie [Abinal 1888]

2017/11/24