Entrée arora (rora)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Avoaka miaraka amin' ny rora: Aroray haingana ilay vatomamy any am-bavanao iny [1.1]
Morphologie 
Présent : arora, arorako, aroranao, arorany, arorantsika, aroranay, aroranareo, aroran', aroran-, aroram-
Passé : narora, narorako, naroranao, narorany, narorantsika, naroranay, naroranareo, naroran', naroran-, naroram-
Futur : harora, harorako, haroranao, harorany, harorantsika, haroranay, haroranareo, haroran', haroran-, haroram-
Impératif : aroray

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20