Entrée rora
Partie du discours nom
Définition malgache Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise spittle [Hallanger 1973]
Traduction française salive, crachin [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  ivy ~ ranivy
Exemples na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 147]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31