Entrée aro riaka (aro, riaka)
Partie du discours   expression
Définition malgache   tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano [Rajemisa 1985]
Traduction française   rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau [Abinal 1888]
Citations  

Mis à jour le 2016/04/02