|
|
|
|

Entrée1  Arpaksada
Partie du discours  2  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en malgache  3 Zafin' i Noa. Araka ny Gen. 10.22 dia zakakalahy fahatelon' i Sema
4 izy. Araka ny Gen. 11. 10 kosa dia taranaka faharoa avy amin' i Sema
5 mankamín' i Abrahama izy. Ny Gen. 10.22 dia fitanisana
6 anaram-poko (na anaran-tany) avy amin' i
7 Sema ; ny avy tany Babylonia sy Kaldea
8 tsy voalaza ao anefa. Ny tapany aoriana
9 amin' io anarana io dia misy ny teny hoe
10 Kaseda (ampit. Gen. 22.22) izay singulier-n'
11 ny hoe Kasdima (Kaldea). Angamba teny
12 roa no nakambana ho iray tamin' ny Gen. 10. 22 tamin' ny voalohany ;
13 ny tapany aoriana dia Kaseda ary ny aloha Arpaka, izay
14 fari-tany any Asyria atsimo-andrefana dia
15 tokony ho ilay voalazan' i Ptolemy hoe Arrapaenitis. Koa ny fahadisoan-tsoratra ao
16 amin' ny Gen. 10. 22 no noraisina ho fototry
17 ny ao amin' ny 11. 10-13. [1.38#90]
Explications en anglais  18 Arphaxad: son of Shem and ancestor of Eber. [1.114#69]
Explications en français  19 Arpakshad [2.996]
Vocabulaire  20  Ecritures Saintes
Autres orthographes  21 arfaksada, arfaksada
Citations bibliques  22 Chapitres et versets citant Arpaksada

Mis à jour le 2025/11/17