| Entrée | 1 asabodika |
| Radical | 2 sabodika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay tena izy sy ny marina: Aza asabodika ny teninao fa tsy hita intsony izay teny marina [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|