| Entrée | 1 sabodika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao [1.1] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|