Entrée | asaika (saika) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Définition malgache | Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |