Entrée saika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fakana rano amin' ny zinga na siny izay [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée saika
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Kely foana no tsy...: Saika nianjera [...]
Mitovy hevitra: kasa
¶ Manam-pikasana: Saika handeha aho [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   almost [Hallanger 1973]
Traduction française   presque [Hallanger 1974]
Exemples  
1Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [Andraina: I Vola]
2Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [Andraina: Mitaraina]
Synonymes   saiky

Mis à jour le 2013/06/10