|
|
|
|

Entrée1 aterana
Radical  2atitra
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety. [1.1]
Explications en anglais  5used of the person to whom anything is sent, etc.. [1.2]
Explications en français  6A qui on offre, on porte. [1.3]
Exemples  7 ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana. [2.48]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :
Tous les mots composés  12aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09