|
|
|
|

Entrée1  aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay
Mots élémentaires  2 aza, 3 aterana, 4 hira, 5 indray, 6 milaza, 7 tsy, 8 mahay
Partie du discours  9  locution
Explications en malgache  10 enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12