1 | ny tokony ho atoandro nosoratantsika antoandro [Rabemolaly: Fary]
|
2 | Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [Andriamalala: Ranomasina]
|
3 | Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [Rajohanesa: Kintana]
|
4 | Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta []
|
5 | Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [Andraina: Mitaraina]
|
|