|
|
|
|

Entrée1  antoandro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro. [1.1]
Explications en anglais  4 Full day, broad daylight. [1.2]
5 full daylight, the daytime [1.7]
Explications en français  6 le grand jour [1.3#54, 1.8, 1.6#125]
7 midi [1.6#125]
8 Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi [2.415#6544]
Exemples  9  ny tokony ho atoandro|antoandro nosoratantsika atoandro|antoandro [2.285#38]
10  Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [2.471]
11  Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [2.324]
12  Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta [2.2588]
13  Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [2.472#134]
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Vocabulaire  18  Temps
Autres orthographes  19 atoandro
Analogues  20  antoandrobe, 21  antoandrobenanahary
Tous les mots composés  22  7 combinaisons de ce mot
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09