Entrée atolaka (tolaka)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory
¶ Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany!
¶ Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
atolaka
atolako
atolakao
atolany
atolatsika
atolakay
atolakareo
atolak'
atola-
natolaka
natolako
natolakao
natolany
natolatsika
natolakay
natolakareo
natolak'
natola-
hatolaka
hatolako
hatolakao
hatolany
hatolatsika
hatolakay
hatolakareo
hatolak'
hatola-
atolahy
Citations 

Mis à jour le 2010/05/14