Entrée atosika (tosika)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava
¶ Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy
¶ Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be pushed [Hallanger 1973]
Définition française qu'on pousse [Hallanger 1974]
Morphologie 
atosika
atosiko
atosikao
atosiny
atositsika
atosikay
atosikareo
atosik'
atosi-
natosika
natosiko
natosikao
natosiny
natositsika
natosikay
natosikareo
natosik'
natosi-
hatosika
hatosiko
hatosikao
hatosiny
hatositsika
hatosikay
hatosikareo
hatosik'
hatosi-
atoseho
Citations 

2010/05/04