Entrée | 1 atsofoka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tsofoka |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.1] Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy |
Anagrammes | 11 atsofako, atsofoka |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |