Entrée tsofoka
Partie du discours nom
Définition malgache Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [Rajemisa 1985]
 tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny [SLP 1986]
Définition française Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
~ar~tsarapaka, karepoka
~in~hinana, finaritra
~om~homehy, tomany
~or~tsoropaka, ngorodona

¶ Autres infixes:
~in~finidy (fidy)
~n~inty (ity)
~re~ireo (io)
~za~izatsy (itsy)
[Rajemisa: Grammaire]
Définition française infixe [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes sisika
Analogues  tovona ~ tovana
  tous les affixes
Exemples Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

Entrée tsofoka
Partie du discours nom
Définition malgache Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny... [Rajemisa 1985]
Définition française encastrement [SLP 1986]
Dérivations 

2017/07/06