|
|
|
|

Entrée1  avalana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  valana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany
Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika
Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot avalana

Anagrammes  10  analava, avalana

Mis à jour le 2025/07/29