Entrée valana (vala)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Asiana fefy manodidina: Valao ny ombinao sao dia mitondraka eny amin' ny tanimbolinay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to be enclosed, to be fenced, to be partitioned off [Richardson 1885]
Définition française   qu'on entoure, qu'on sépare [Abinal 1888]
Morphologie  
valana
valako
valanao
valany
valantsika
valanay
valanareo
valan'
valan-
valam-
vala-
novalana
novalako
novalanao
novalany
novalantsika
novalanay
novalanareo
novalan'
novalan-
novalam-
novala-
hovalana
hovalako
hovalanao
hovalany
hovalantsika
hovalanay
hovalanareo
hovalan'
hovalan-
hovalam-
hovala-
valao

Entrée valana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fandehan' ny rano manaraka ny iva [Rajemisa 1985]
   fikorianan-dranoka [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   the course of water, a going down [Richardson 1885]
Définition française   le cours, le courant de l'eau [Abinal 1888]
Définition française   coulée [SLP: Voambolana]
Dérivations  

Entrée valana
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sihanaka] fitarana, filey [Rakotosaona 1972]

Entrée valaña
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] filahiana [Rakotosaona 1972]

Entrée valaña
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] mazava (ro), matsatso [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2014/08/13