Entrée avo be rangavina (avo, be, rangavina)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza zavatra avo toerana ka atsotra hiakatra ny tanana eo am-pijoroana vao mahatakatra ny haavony [Rajemisa 1985]

2009/04/30