Entrée avo ranjana (avo, ranjana)
Partie du discours   expression
Définition malgache   lava ranjo [Rajemisa 1985]
Exemples   Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [Andraina: Mitaraina, page 200]
Citations  

Mis à jour le 2013/06/06